MIARAHABA ANAO TONGASOA ETO!

le 08-11-2008 15:34

Ny hirantsika

NY HIRANTSIKA 

Maro ihany irony hira efa nisehoSamy manana ny tonony sy feoAo ireo mitory fijalianaAo ireo milaza fifalianaIreo milaza filaza fifalianaIreny rehetra ireny raha arahi-mozikaDia mamoaka hira ankafinzin-tsikaNefa tsy hita akory dia injayNefa tsy hita akory dia injayMora adino mora lefy toa tsy hayFa ny hirantsika kosa mbola hafaTsisy feony ka tsy hain'olon-kafaNy ato am-poko no mikalo sy miritsokaNy masonao izay hiantefany dia ho ditsokaNy hirantsika tsy ho adino tsy ho lefyNa dia tafasaraka aza tsy voafefyFa toa kofehy mampitohy lalandavaKa tsy afaka ao am-po sy eo am-bava